kolontsaina

Zanaka ampielezan’i Fandriana Hitahiry ny asa soratra rehetra


  • Alatsinainy 16 Septambra 2019

Maro be ny tantara mampalaza an’i faritr’i Fandriana. Na ny anaran’ny tanàna sy ireo mpanjaka nifandimby, ohatra, dia efa betsaka no azo tantaraina, hoy ny filoha nasionalin’ny Amicales des Natifs de Fisakana (ANF).

 

 

 Na io toaka gasin’Ambodivoara io aza dia efa manakoako eran-tany ny lazany ary efa misy mihitsy ny nahazo fahazoan-dalana. Nanambara ny tenany tamin’ny sabotsy lasa teo tetsy amin’ny sekoly INFP Mahamasina nandritra ny fivorian’ny zanaka ampielezana  fa hisy tetikasa hitahirizana ny vakoka sy ny asa soratra mampalaza an’i Fandriana. Fivoriana fampahafantarana ny fandaharam-potoanan’i Fisakana no natao izay hampivondronana ny kaominina rehetra any Fandriana ny 10 hatramin’ny 12 oktobra ho avy izao. Tanjona ny hampihaonana sy ny hitohizan’ny fifankatiavana hatrany ary maro be ny tetikasa efa voavolavola eo amin’ny sehatra maro tahaka ny fanatanjahantena sy ny fifehezana ny teny vahiny.

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT