kolontsaina

Wada sy Yoongs Hanafana tolo-tanana etsy amin’ny Le Pavé


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Ny 19 novambra izao indray no fotoana iarahana amin’ny mpanakanto, Wada sy Yoongs, etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina manomboka amin’ny 8 ora sasany alina

. Hetsika tolo-tanana izy ity ho ady amin’ny herisetra atao amin’ny vehivavy, hoy ny fampahatsiahivana narahan’ny hiaka manao hoe “Ayeee, halako izao herisetra atao amin’ny vehivavy izao!”. Ho vahinin’izy mirahalahy ireto ao anatin’izany kosa ny mpanakanto A’kalo. Ny fikambanana Sorority And Charity kosa no mikarakara ity hetsika tolo-tanana ho afanain’izy mirahalahy ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT