VILLAGE ARTISANAL ETSY IVATO

Nanomboka omaly ny fanamboarana


  • Talata 07 Mey 2024

Nanomboka omaly Alatsinainy 06 May maraina ny asa fanamboarana ny Village Artisanal

eny akaikin'ny Lake Village ao anatin’ny kaominina Ivato, distrikan’Ambohidratrimo, hahafahana mivarotra ireo karazana asa tanana vita Malagasy. Hampiasaina ny tracks hanadiovana ny toerana hanalana ireo lobolobo nandrakotra ny tanana hatramin’izay. Hovitaina hatramin'ny volana Septambra ny asa andiany voalohany, raha araka ny fanazavana azo omaly. Hanova ny endriky ny tanàna ary hitondra fampandrosoana ho an’ny tananan’Ivato tokoa moa ny fahavitan’ity foto-drafitrasa ity. Ivato rahateo no vavahadin’ny tananan’Antananarivo lalovan’ireo tera-tany vahiny marobe avy any ivelany. Miara mifarimbona amin’ny fanatontosana izany ny Minisiteran'ny fizahantany sy ny asa tanana, ny Ministeran’ny fanajariana ny tany….
Pati
Legende : Nandritra ny fijerena ilay toerana notarihin’ny Ben’ny tanana Penjy Randrianarisoa !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT