Vato mirafitra ao Ankatso

Averina amin’ny toerany ireo nosoratan’ny mpifankatia


  • Talata 12 Martsa 2024

Nanazava ny tomponandraikitra iray eo anivon’ny fakiolten’ny

toekarena sy fitantanana ary haifiarahamonina na EGS eny amin’ny oniversiten’Antananarivo fa ireo mpifankatia manoratra ny anarany eo amin’ireo vato mirafitra eo anivon’ity fakiolte eny Ankatso ity, izany hoe eo akaikin’ny efitrano lehibe na «Grand Amphi» dia saika tsy tafasaraka intsony. Tsy mikitika ny tantaram-pitiavan’izy ireo, noho izany, izahay, hoy izy, na dia eo am-panamboarana ireo rindrim-bato mianjera sy efa mitady hianjera aza. Averinay tsara amin’ny toerany izany raha sanatria amin’ireo vato nianjera. Aleonay, hoy hatrany ity tomponandraikitra ity, mahita azy ireo manoratra eo toy izay any amin’ny rindrin’ny efitrano fianarana any. Averina amin’ny toerany ireo nosoratan’ny mpifankatia.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT