VAKODRAZANA MALAGASY

Hampahafantarina ny taranaka ny lanjany


  • Talata 17 Desambra 2024

Hampahafantarina ny taranaka faramandimby ny toeran'ny Vakodrazana Malagasy sy lanjany.

Hotanterahina manomboka anio Talata 17 Desambra Etsy amin'ny ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy etsy Antsahavola izany ary tsy hifarana raha tsy amin'ny faran'ny volana Janoary 2025. Tompon'antoka amin'ny fikarakarana ny Ministeran'ny Kolontsaina sy ny OFNAC ary ny Vovonan'ny fikambanan'ireo mpanao vako-drazana eto amintsika. Ho avy handray amin'izany ireo mpanao vako-drazana manerana ny Faritra 23 izay samy hanasongadina ny maha-izy azy avokoa toy ny taovolo, ny fomba fitafy....Ny tsy hahatompon-trano mihono ny taranaka no tanjona na dia eo aza ny firoboroboan'ny teknolojia misy ankehitriny.
Pâti
Légende : Sady mampiala voly no mitaiza ny vako-drazana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT