kolontsaina

Tsotr’izao Mitohy ny fiakaran’i Lalie an-tsehatra


  • Alarobia 15 Febroary 2023

Mitohy hatrany ny fiakaran’i Lalie an-tsehatra. Taorian’ny fahombiazana tamin’ny seho nataony farany ny 23 desambra 2022

tao amin’ny Galet MM Manakambahiny dia etsy amin’ny Pietra Analakely indray no fotoana miaraka amin’ity mpanakanto ity ny harivan’ny 3 martsa izao. Miha adino tanteraka ihany koa ny resabe momba azy nialoha izao tamin’iny taona nivalona iny. “Tsotr’izao”, io moa no lohatenin’ity seho ho atolony amin’io fotoana io ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT