kolontsaina

Tselonina sy Ifanihy Hanao “Iray sy iray” ao amin’ny Kianjan’ny kanto


  • Alarobia 22 Septambra 2021

Ny alahady 3 oktobra izao no fotoana iarahana amin’I Tselonina sy Ifanihy ao amin’ny Kianjan’ny kanto Mahamasina ao anatin’ilay fampisehoana mitondra ny lohanteny hoe

 “Iray sy iray”. Araka izany dia hanao “Iray sy iray” ara-bazo miteny ao an-toerana ireto andrarezin’izay karazana mozika izay ireto. “Ikala dofinina”, “Ilesabotsy”, “Ranenitoa” izany no hifampitana amin-dry “Lehilahy mody”, “Andeha hody aho dieny tsy mamo”, “Jesy=Tse” sy ny tariny rehetra. Matetika moa ny karazana iray sy iray tahaka itony miafara amin’ny fifanakalozan-kira hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT