Tovo J’hay

Raikitra ny fitetezam-paritra ao Frantsa


  • Alatsinainy 10 Martsa 2025

Tongasoa! Lasa izao, hoy ny mpanakanto, Tovo J’hay, satria dia raikitra hatramin’ny

omaly 9 martsa 2025 ny fitetezam-paritra ataon’ity zokiben’ny gadona Soul eto Madagasikara ity ao Frantsa mandritry ny 1 volana sy tapany eo, raha ny fampitam-baovao voaray. Tao amin’ny New Morning ao Paris no nanombohany azy omaly alahady. Ny sabotsy 15 martsa izao dia hihazo an’i Toulouse indray ny tarika. Ho any Bordeaux avy eo ny ampitson’io. Ao amin’ny Haute Savoie, Cruseilles, no fotoana ny sabotsy 22 martsa. Ho any Montpellier indray ny 29 martsa. Strasbourg ny 5 aprily, andro sabotsy hatrany io. Lyon ny 12 aprily ary ny sabotsy 26 aprily ao Marseille, raha ny fampitàna hatrany ny fandaharam-potoana voaray.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT