Tovo J’hay

Hitondra ny kantony eny Lazaina


  • Talata 30 Janoary 2024

Ny alin’ny 9 febroary izao no fotoana miaraka amin’ny kintan’ny hira sy mozika malagasy,

Tovo J’hay. Hitondra ny kantony eny amin’ny Olympe by Haingo eny Lazaina ny artista ary hanokatra rahateo ny taona eny an-toerana. Ny DJ Scraitix kosa no hiaraka hanafana aminy ny lanonana eny an-toerana. “Teny mamy”, “Angolanao”, “Toa azy”, “D’efa tia” sy izay vazon-dranamana rehetra taty aoriana taty dia heverina tokoa izany amin’io fotoana io fa tena hanakoako ery.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT