kolontsaina

Tolo-tanana ho an’i Ninie Donia Etsy amin’ny Jao’s pub no fotoana


  • Zoma 16 Septambra 2022

Etsy amin’ny Jao’s pub Ambohipo no fotoana ho tolo-tanana ho an’ny mpanakanto Ninie Donia ho amin’ity zoma 16 septambra ity sy rahampitso sabotsy 17 septambra.

Ity farany moa izay voafonja ao Nosy be no sady hianjadiana tsy fahasalamana ihany koa amin’izao fotoana izao, raha ny fampitam-baovaon’ireo mpiaradia aminy ao an-toerana. Nanapa-kevitra, noho izany, ireo mpanakanto namany ny hanolotra seho ho fanampiana an’I Ninie Donia ao anatin’ireo andro ireo. Eusebia Jaojoby, Mamibe, Suzannah, Sylange Kilalaky, Elye Cynthia, Stella Afro, Adrien Kilalaky, Carlito, Nhodas, Papouzy, Dhalia Saramba, ireo no isan’ny artista hanafana mandritra izay 2 andro tolo-tanana ho an’i Ninie Donia izay, raha ny fampitam-baovaon’ny mpikarakara.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT