Tolo-tanana ho an’i Mikakely

“Eny amin’ny M’LAM Manakambahiny indray izany no fotoana.”


  • Talata 06 Febroary 2024

Ho tolo-tanana hatrany amin’ny fitsaboana an'I Mikakely, mpitendry

gitara besona mpanakanto malagasy maro, izay anatin'ny tsy fahasalamana amin’izao fotoana izao, dia hisy hatrany ny fampisehoana tolo-tanana ho ataon’ireo mpanakanto namany, hoy ny fampitam-baovao voaray. Hisy izany rahampitso ery amin’ny M'LAM Manakambahiny (TTF: Le Galet teo aloha), hoy i Eric ao amin’ny tarika Tselatra, izay nanamafy fa isan’ireo handray anjara. Tsy hisy ny vidim-pidirana fa hisy kosa ny vata handrotsahana izay foin’ireo rehetra ho avy eny an-toerana hanampiana ny fitsaboana an’i Mikakely. Ho avy miandalana eo ihany ny andinindininy, hoy hatrany i Eric omaly, fa dia eny amin’ny M’LAM Manakambahiny indray izany no fotoana.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT