Tirike, 30 taona aty aoriana

Mampanantena fihaonana ao Antsahamanitra indray


  • Talata 12 Martsa 2024

Nampahatsiahy omaly i Tirike Augustin, namorona ny tarika Tirike,

fa ny taona 1993 ny tarika no nanao fampisehoana voalohany tao Antsahamanitra. 30 taona aty aoriana (TTF: Mahery kely raha ny marimarina kokoa) dia mampanantena fihaonana ao Antsahamanitra indray ity mpanakanto nanana ny toerany tamin’ny fotoan’andro ity. «Vinanto», «Anao zay», «Ovao fombanao», ela tokoa no tsy nahenoana izany tao Antsahamanitra. Miandry, araka izany, ireo mpankafy ity tarika ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT