kolontsaina

The Jackson Boyz sy Beez’art Hanao seho miavaka amin’ny sabotsy izao


  • Alarobia 08 Novambra 2017

Ny sabotsy 11 novambra ho avy izao indray vao hotanterahina etsy amin’ny tranompokonolona Analakely ilay hetsika fahatsiarovana an’i Michael Jackson mpanjakan’ny mozika Pop saika hotanterahina ny faran’ny volana oktobra lasa teo,

 karakarain’ny The Jackson Boys sy ny fikambanana Beez’art.   Mbola vonona hatrany ireto farany hanome ny tsara indrindra ho an’ny mpankafy rehetra, raha araka ny fanazavany omaly na dia nahemotra noho ny valan’aretina pesta aza ny lanonana. Enina mirahalahy izy ireo no hiakatra an-tsehatra  raha tsiahivina  ka ny dimy amin’ireo no mpandihy izay marihina fa hampahatsiahy sy hamerina ao am-pon’ny rehetra ireo karazana dihy nampalaza ity mpanakanto vahiny iray efa nodimandry ity. Tafiditra ao anatin’ny fankalazan’ny tarika The Jackson Boys ny fahafito taonany moa izany, fito taona niangaliany ny gadona pop music.

 

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT