kolontsaina

The Jackson boys tour Any Antsirabe indray no fotoana


  • Talata 21 Martsa 2023

Any Antsirabe indray no fotoana miaraka amin’ny tarika The Jackson boys, izay tarihin’I Mandresy Jackson moa izany, ny 25 martsa 2023 izao, hoy ny fampitam-baovao voaray.

Ao anatin’ny hetsika fitetezam-paritr’izy ireo na ny “The Jackson boys tour” izy io, raha ny fanazavana. Manomboka amin’ny 8 ora alina ny fotoana ao amin’ny Arotel. Mazava ho azy fa famelomana indray ireo sangan’asan’ny mpanjakan’ny mozika Pop fanta-daza maneran-tany izay efa nodimandry ny taona 2009 dia I Mickael Jackson izy io ka hiara-hisalahy hanome ambiansy any an-toerana koa ireo mpikosoka kapila mangirana toa an-dry Black’Ejay, DJ Nicky Di Manu, DJ Daddy Kool, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT