kolontsaina

Teny Malagasy anaty literatiora Ho velabelarina ny tsy fahafehezana azy


  • Alatsinainy 27 Febroary 2023

Toy ny fanaon’izy ireo isaky ny alarobia voalohany amin’ny volana dia hisy indray ny famelabelaran-kevitra atolotry ry zareo eo anivon’ny Famoloana telozoro ny alarobia 1 martsa izao.

Ny mikasika “Ny tsy fahafehezana ny teny malagasy ao anaty literatiora” no ho velabelarina ao amin’ny Efitrano Dox etsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy amin’io, hoy ny fanazavana. Heriarilala Ratsimbazafy kosa no hitondra ny famelabelarana. Eny am-pamoloana indray izany no fotoana, hoy ny fanentanana.
(Sary fanehoana)
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT