kolontsaina

Tence Mena Miala any ny “Tsy maty ny mosavy”


  • Alatsinainy 07 Jona 2021

Mbola ho fanamafisany hatrany ny herin’Andriamanitra manoloana ireo zava-dratsy maro miseho eto amin’ity tany ity

 

 

 to ny taorian’ny nandreseny ny valanaretina Coronavirus tamin’ny taon-dasa dia eo am-panomanana ny hira mitondra ny lohateny hoe “Tsy maty ny mosavy” indray ankehitriny ilay mpanankato Malagasy ao anaty fiangaliana ny gadona “Drill” na “Trap”, Tence Mena. Tafiditra anaty mozikan’ny tanàn-dehibe hatrany izany ary hafatra hampitaina, araka ny voarakitry ny tononkira, ny tsy maintsy fandresen’izay manana ilay mpahary ho mpitantana na dia eo aza ny fisomparana isan-karazany, toy izay fanaovan’ny sasany mosavy azy ireo izay. Na hisy hanozona ho faty haingana aza, hoy ny fanazavana, dia ny mpahary ihany no mandahatra izay hialana ety. Hivoaka tsy ho ela eny amin’ireo haino aman-jery moa, raha ny fanazavany hatrany ny rakipeon’izany.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT