Tempo gaigy

Miomana hamarana ny 25 taona


  • Zoma 02 Febroary 2024

Miomana hamarana ny fankalazana ny faha 25 taona nisiany ankehitriny

ny tarika Tempo gaigy, raha ny fampitam-baovaon’ny tarika omaly. Amin’ity taona ity no hanatontosana izany ary ho fantatra miandalana eo ny fotoana sy ny toerana. Bandy mpiangaly ny gadon-kira Dance no nahafantarana ny tarika hatrany am-boalohany ary mbola tsy miala lavitra an’izany hatramin’izao saingy nanisy haingony maoderina kokoa ireo hira nampalaza ity tarika niforona tao Antsirabe ity hatramin’izao sy ireo vaovao taty aoriana. “Ora iray tsy miverina”, “Ranomaso efa ritra”, “Ramose tantanta”, “Sambatra indrindra”, santionany amin’ireo vazo nahafantarana ny tarika sy mbola tsy afaka am-bavan’ireo mpankafy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT