kolontsaina

Teatra Malagasy Feno 90 taona amin’ity 2019 ity ny Tropy Jeannette


  • Alatsinainy 14 Janoary 2019

Feno 90 taona katroka amin’ity 2019 ity ny tropy teatraly Malagasy “Tropy Jeannette” izay niforona tamin’ny taona 1929.

 

 

Eo am-panomanana sy fandinihana ny hoenti-mankalaza azy ny tropy ankehitriny izay marihana fa i Mbato Ravaloson no  “directeur” sady mpandrindra an-tsehatra ny tropy ankehitriny izay  andiany faha-3 B ary Andriambala Joseph 98 taona no filoham-boninahitra. Tsiahivina fa tamin’io 1929 io dia tao anatin’ny tropy andiany voalohany mihitsy i Mme Jeannette sy Andrianary Ratianarivo. Tao amin’ny andiany faharoa sy fahatelo A  no nisongadinan-dry Mama Bako …

 

Ntsoavina Evariste

 

                                                                                         

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT