Tarika Unik

Miomankomana hiverina


  • Talata 13 Febroary 2024

Tany amin’ny 20 taona lasa tany no nahenoana farany an’izany

tarika Unik izany. Nalaza tamin’ireny ny gadon-kira dance sy ny firona amin’ny antsoina hoe «Boys band» sy «Girls band» izay midika hoe vondrona na tarika ahitana tovolahy na tovovavy eo amin’ny 3 na 4 na 5 eo miara-mihira anatina tarika iray. Ireto tarika ireto izay nameno ny tarika Tempo gaigy tany am-boalohany ny androatokony, izay mbola tao anatin’izay rivotra «Boys band» izay hatrany moa, raha tsiahivina kely. Miomankomana hiverina ao anatin’ilay hetsika mitondra ny lohateny hoe «Génération 2000», andiany faharoa, ry zalahy ireto ankehitriny, raha ny tafa natao tamin’ny mpikarakara ny hetsika Sylvanno Ratsimandresy. «Mifona», «Chérie», «Miaramila», «Fitiavana kilalao», isan’ireo vazo nahafantarana ny fivondronan-dry René, Rina, Mafonja, Vévé, ireo raha tsaroanao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT