Tarika Rabejean Miarinarivo

Hitohy hatrany ny fitetezam-paritra


  • Alatsinainy 15 Jolay 2024

Ny volana may, jona, jolay, aogositra eo no tena somary feno ny fandaharam-potoanan’ny tarika Rabejean

Miarinarivo, hoy ny fampitam-baovaon’ity tarika mpanao vakodrazana ity ny sabotsy teo. Izao no mba maka aina kely, hoy ny mpitarika azy ireo, Razafindrabe Jean France Wisko na Rabejean Sodina vava. Tany Ankazobe izahay farany teo. Nandeha Arivonimamo, Imerintsiatosika, Manalalondo, Manjakandriana sy ny tariny iny. Hiverina kely Imeritsiatosika indray amin’iny herinandro iny, ny faha 21n’ny volana. Ambanivohitr’Atongona io. Ny 28 jolay indray, mbola ambanivohitr’Imeritsiatosika ihany fa any amina toerana antsoina hoe Bekitapo izay. Hitohy hatrany izany fitetezam-paritra izany, hoy hatrany ny tarika fa eo am-pandaminana azy izahay izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT