kolontsaina

Tarika Ny avo Hitondra an-tsehatra ny halehiben’ny finoany


  • Sabotsy 13 Mey 2017

Sambany hanao kaonseritra fampahafantarana rakikira ny tarika Ny avo taorian’ny rakikira roa efa navoakany.

 Hoentiny an-tsehatra kosa ary hampisalorany ny fampisehoana hataony rahampitso ny rakikira fahatelo mitondra ny lohateny hoe “Lehibe ny finoako.” Rahampitso manomboka amin’ny 2 ora tolakandro no hitondrana izany etsy amin’ny CC Esca Antanimena ho fampiroboroboana ny fitoriana ny filazantsara amin’ny alalan’ny hira, araka ny tarigetran’ny tarika. 3 mianadahy miaraka amin’ny mpitendrin’izy ireo moa no mandrafitra ny tarika izay ahitana an’i Avotra eo amin’ny fihirana ary mandafika ny feo kosa i Mianta sy Ny Avo. Hanakoako ao koa ireo hira nampalaza ny tarika toa an’ny “Voady” sy ho “aiza ianao”.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana KaratĂ©
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT