Tarika Mage 4

Mety ho vehivavy ny solon’i Ken


  • Alatsinainy 19 Febroary 2024

Mety ho vehivavy ny ho solon’i Ken ao amin’ny tarika Mage 4,

raha ny fampahafantarana mikasika ny fepetra amin’ny fifantenana izay ho dimbin’ity mpihira na «lead vocal» an’ny tarika teo aloha ity ny faran’ny herinandro teo. Efa navoakan’ny tarika moa ny andinindininy rehetra momba izay fifantenana na «casting» izay. Mety na lahy na vavy no mandray anjara amin’izany. Hira miisa 3 kosa no hifantenana ireo mpandray anjara dia ireo mitondra ny lohateny hoe «Sombintsombiny», «Te hiaradia», «Ifampizarana» , hoy hatrany ny fanamarihana natao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT