kolontsaina

Tarika Lola Hiverina hiaka-tsehatra anio hariva


  • Zoma 02 Oktobra 2020

Na dia mbola tsy fantatra aza hatreto ny fotoana tena hanatanterahana ny fankalazana ny faha 20 taona niakaran’i Lola an-tsehatra izay nosomparan’ny

 

 

 Coronavirus ny volana martsa teo dia hisy amin’ity anio hariva ity ny fiverenany hiaka-tsehatra indray eo amin’izay tontolon’ny hira sy mozika izay. Etsy amin’ny Karibotel Analakely no fotoana ary tsinjovina manokana amin’izay ireo lanaky ny asa aman-draharaha tao anatin’ny herinandro. “After work” rahateo moa no anarana nampitondraina ity seho ombana fisakafoanana sy fisotroana ity. Zoma ny andro.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT