kolontsaina

Tarika Iraimbilanja Manasa hi-“rock”


  • Alatsinainy 12 Jolay 2021

« Ndao i Rock eh ! », io no lohatenin’ny fihaonana anaty trano hiarahana amin’ireo mpankafy na « cabaret » hataon’ny tarika mpiangaly ny Rock Malagasy, Iraimbilanja, ny faha 30 jolay izao

. Araka izay dia manasa ireo mpankafy sy izay rehetra liana hi-« rock » rehefa tsy afaka mba nitrifana tao anatin’izany noho ny hahamehana ireto zokiben’ny mozika metaly ireto hilalao izany amin’io fotoana io. Voafetra na izany aza, hoy ny fanamarihana, ny toerana ary hajaina ny fepetra ara-pahasalamana. Etsy amin’ny Nooro Tower Ambohitrarahaba kosa izay revy rock taorian’ny fihibohana izay no ho tontosaina ary efa azo fandrihana dieny izao ny toerana hijerena izany, raha ny fanazavana hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT