kolontsaina

Tarika AmbondronA Mitohy ny hetsika «kit scolaire»


  • Alarobia 19 Aprily 2023

Tsy hay ny tsy ankasitraka antsika rehetra, indrindra, ireo tonga teny Analakely ny alahady teo, hoy ny tarika AmbondronA, indrindra fa Andriamanitra lehibe izay nahatontosana

iny seho goavana iny. Isaorana na ny mpanohana na ny mpiara-miasa na ny mpikarakara. Mankasitraka fa tsy vita irery fa teo ianareo. Mbola mitohy foana ny hetsika «kit scolaire» satria mbola ho entinay hitety faritra io dia mba manainga anareo izay te handray anjara any indray izany. Ny Pho resto rehetra na Ampandrana na Ivato na Analakely na Ankorondrano dia misy foana. Ho an’ireo mila fanaterana entana na «livraison» dia afaka manjifa ao amin’ny www.ketrika.com. Ho an’ireo maniry hanome fanomezana koa na «donation» dia misy zoro na «rubrique» hoe donation ao amin’izay www.ketrika.com izay. Mandeha foana io na eto an-toerana na any ivelany. Misy toromarika azo arahana ao. Mankasitraka, hoy hatrany ny tarika.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT