Taratry ny mazava

Eo am-panomanana ny rakikira faha-7


  • Talata 29 Aprily 2025

Hoavy amin’io volana may io ny voka-dehiben’ny Taratry ny mazava, hoy ny filohan’ity antoko mpihira ity,

Ralaiarimanana, ka manasa ny zanaka am-pielezana rehetra ho tonga maro eo amin’ny Gamo Ampasampito. Faly miarahaba ireo mpiray tanindrazana sy isika rehetra eto Antananarivo, hoy izy, hifanontrona indray, hiara-hikoràna ny alahady fahatelon’io volana may io, izany hoe afaka 1 volana. Hisy ny vokatra tahaka ny vary izay amidy eo amin’ny 15.000 Ariary eo sy tsakitsaky isan-karazany. Hisy ihany koa ny fandraisana fanasan’ny Tompo izay iarahana. Ny Taratry ny mazava amin’io no hihira ireo hira vaovao izay hivoaka atsy ho atsy. Ny vola azo amin’io koa moa no hanatontosana ireo rakitsary na «clip» an’ny tarika amin’ity taona ity dia ny rakikira faha 7 izany. Eo am-panomanana izay rakikira faha 7 izay moa izahay izao, hoy hatrany ny fanazavàna.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT