kolontsaina

Taom-baovao Malagasy Manaiky ilay daty 22 septambra ny ankamaroan’ireo fikambanana


  • Alarobia 22 Mey 2019

Amin’ny ankapobeny, tsy miova ilay datin’ny 22 septambra hanatanterahana ny taom-baovao iraisan’ny Malagasy rehetra hatao any Toamasina amin’ity taona ity.

 

 Efa nifarana ny 09 mey teo mantsy ny fakan-kevitra nataon’ny minisiteran’ny kolontsaina tamin’ireo raiamandreny maro samihafa teto amintsika, hoy ny Andriana Robert,  mpitazona ny hasim-piandrianan’Imerina, omaly. Hampiavaka ny hetsika ny fanetsehana ny hasim-panjakana velona ankehitriny ara-drazana. Eo ihany koa ny fametrahana ny tsangambato  manamarika ny fisian’ny fokom-pirenena Malagasy, ny dinik’asa hotanterahin’ireo foko 22 isa ary ny fankalazana ny taom-baovao iraisan’ny Malagasy, handraisan’ny foko 22 anjara. Nomarihiny moa fa samihafa tanteraka ny fanandroana sy ny taom-baovao Malagasy ka tsy tokony hafangaro.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT