kolontsaina

Tanora miatrika fiofanana arak’asa Notohanan’ny Aquamad sy Schneider Electric ara-pitaovana


  • Sabotsy 12 Aogositra 2017

Ny tanora no tena ho avin’ny firenena iray ka mila fanohanana hoy Andry Ramaroson, anisan’ire tompon’andraikitra eo anivon’ny orinasa Schneider.

Mbola betsaka amin’izy ireny anefa hoy hatrany  no misedra olana, indrindra fa ireo miatrika fiofanana arak’asa. Amin’ny ankapobeny mantsy dia tsy ampy ny fitaovana kirakirain’ny mpinatra  eny anivon’ny sekoly hany ka mahatsiaro vaovao be izy ireny rehefa tena am-perin’asa. Mba ho  fanohanana ara-pitaovana ireny sekoly manofana arak’asa ireny ary dia tonga nanolotra  fitaovana mitentina 30 tapitrisa Ar ho an’ny  EEFPS  Condorcet etsy Faravohitra izy ireo omlay, notronin’ny  tale jeneralin’ny orinasa Aquamad Romain Alcaraz. Antony nisafidianany ity sekoly ity raha araka ny fantatra ny efa fisian’ny fiaraha-miasa matotra nisy teo amin’ny roa tonta hatramin’izay. Tanjon’izy ireo ny hamoaka mpianatra matihanina sy efa zatra nikirakirana fitaovana manaraka ny fiovan’ny toetr’andro, tsy ho tompon-trano mihono amin’ny any ivelany.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT