kolontsaina

Silo sy ny fitendrena vatamaroafitsoka Hitondra seho miavaka etsy amin’ny Trinq’île Tsiazotafo


  • Alatsinainy 20 Septambra 2021

Hiavaka ny fampisehoana entin’ny andrarezin’ny vatamaroafitsoka Malagasy, Silo, etsy amin’ny Trinq’île Tsiazotafo ny alin’ny zoma 24 septambra izao.

 Seho tokana eto Antananarivo io aloha, hoy ny fanazavan’ity mpanakanto ity, ary ao anatin’ny fifampizarana foana isika. Ankoatran’ny fitendrena izay vata maro afitsoka izay moa dia tsy misy izay tsy tolagaga amin’ny fahaizan’ity mpanakanto ity ne fampitenenana gitara ihany koa ary inoana sy andrasana fa isan’ny handravaka io takariva io koa izany rehetra izany, ankoatran’ny fitondrany ireo vazo nahafantarana azy hatramin’izay toy ny “Rimorimo” sy ny “Aoka izay”. Mozika feno, araka izany, no andrasana eny an-toerana.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT