Silo hihira

Mahaleo Rahariva no fotoana


  • Alarobia 28 Mey 2025

Rahariva izany no fotoana miaraka amin’i Silo etsy amin’ny Enceinte Urban Futsal Galaxy Andraharo

manomboka amin’ny 7 ora hariva. Rehefa avy naka milamina an'iny fetin'ny reny iny, niaraka tamin'ny fo, fanahy sy saina feno fitoniana, hoy i Silo, dia hiatrika matsiro an'ity herinandro ity ndray. Silo hihira Mahaleo! Izay, hoy izy, no tetikasa kely ho atolotra antsika satria nanokatra lalana ho ahy ireo zoky ireo ary nangatahako lalana koa hitondrako sy hanampiako aingam-panahy entina hanamafy ny fankafizantsika Mahaleo. Maharitra ora 3 ny fampisehoana, raha ny fandaharam-potoana napetrak’ity mpanakanto malagasy ikoizana amin’ny fitendrena vatamaroafitsoka sy gitara samihafa ity ka dia eny an-toerana tokoa, araka izany, no mahita ny tsirony, hoy ny filazany azy izay.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT