kolontsaina

Sarimihetsika Gisa Mainty 2018 Hanomezana lesona ny mpanao politika


  • Alarobia 21 Martsa 2018

Sambany no hisy sarimihetsika hivoaka hanome lesona ny mpanao politika eto amintsika. “Gisa Mainty 2018” no anarana hampitondraina azy io, izay hiparitaka manerana ny Nosy manomboka ny 26 martsa ho avy izao,

 
novokarin’ny tranompamokarana Scoop digital. Ho hita ao anatin’io ihany koa ny lesona azo tsoahina  hahafahan’ny tsirairay mibanjina ny hoaviny. Nomarihin’ny tale jeneralin’ny Scoop Digital Razafimandimby Mamitiana omaly  fa tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana izao famoahan’izy ireo ny  Gisa Mainty izao hisarihana ny olona hamantatra  ireo olona tokony hitondra ny firenena mba tsy ho sanatria ho gisa mainty ka ho sahirana lava eto ny firenena. Sady hanabe ny olona, araka izany, ny Scoop digital no hanitsy ireo mpanao politika diso lalana ihany koa ho fitsinjovana  ny hoavin’ny firenena. Miara-miasa akaiky  amin’ny BIANCO izy ireo, hahafahana miady amin’ny kolikoly eto amintsika.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT