kolontsaina

Salon 4 M Hanandratana ny vita Malagasy


  • Talata 15 Desambra 2020

Miezaka hatrany ny orinasan-tserasera Première ligne manitatra ny ambaindahiny

 

amin’ny fampahafantarana ireo vokatra vita Malagasy. Hotanterahina ny 17 ka hatramin’ny 20 desambra ho avy izao eny amin’ny Forello expo Tanjombato ilay hetsika Salon 4 M, fantatra amin’ny anarana hoe : Madagasikara Mijoro Miray Hina Mifaly. Hetsika natao hanandratana rano fotsiny ny vokatra vita Malagasy izy ity hanatsarana ny toe-karem-pirenena. Hampiavaka ny hetsika koa ny maha « Salon Phygital » azy ity, izany hoe : sady « physique » ka ahafahana miantsena mivantana no sady hahafahana miantsena alalan’ny teknolojia na ny tontolo “digital” ho an’ireo any amin’ny faritra. Ny www.ketrika.com sy ny atti.mg ary ny antsika.mg no handray an-tanana izany no sady mpanohana, tranon-kala voatokana hividianana entana manana efa matihanina sy azo antoka. Hahazo fihenam-bidy izay mividy entana amin’ireo tranon-kala ireo mandritra ny 4 andro. Anisan’ny mpanohana ity hetsika ity moa ny Jejoo. Tsiahivina fa miisa 500 eo ho eo ireo trano eva hampiranty ny sy hivarotra ny vokany mandritra izany ary ho hita ao avokoa ireo karazan’entana rehetra

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT