kolontsaina

Sakalavan’i Menabe Tontosa soamantsara ny Lohavony Tomboarivo


  • Talata 30 Aprily 2019

Tontosa tamin’ny alahady 28 aprily 2019 tany Menabe ny fanatanterahana ny fomba Lohavony Tomboarivo.

 Fomban-drazana tsy maintsy atao alohan'ny fanantanterahana ny fomba hafa toy ny Lohavony Belo Tsiribihy, ny Tsiritsy … ny lohavony Tomboarivo, fomban-drazan’ny Sakalavan’i Menabe. Karazana fidiovana izy ity, ary amin'ny fararanon’ny volana aprily no fanaovan'ny Sakalava Menabe azy. Ireo Dady sy ny Ampagnito Kamamy Magloire no mitarika azy. Inoan’ny rehetra any Sakalava fa ho tahin-dRanahary sy ireo Raza matoy iaby ireo mahatontosa an’io fomban-draza io.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT