Rock impact

Hitondra ny fiantraikan’ny rock any Toamasina


  • Alatsinainy 18 Martsa 2024

Alamino ny fotoana, hoy i Erica Durock, ao amin’ny Rock impact,

fa hiara-hirodona ho any Toamasina izahay amin’ny 20 aprily 2024 ho avy izao. Revy «rock» mavesatra ity, hoy ny fanentanan’ny tovovavy. Ao amin’ny Cibus Toamasina moa no hanatanterahana ny seho. Ho avy any an-toerana daholo izany ny mpikambana rehetra hitondra izay fiantraikan’ny mozika rock na Rock impact, araka ny anaran’ny tarika izay, izay ahitana an-dry Tsiokampita, Erica Durock, Nocturnal. Vahiny kosa ry Sidina sy The Roar, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT