kolontsaina

Rija Ramanantoanina Eny Morondava - Ambohibao indray no fotoana


  • Alatsinainy 20 Septambra 2021

Ao amin’ny Le Catagasy Morondava Ambohibao indray no fotoana miaraka amin’I Rija Ramanantoanina sy ireo hiram-pitiavana nahafantarana azy hatramin’izay ny 1 oktobra 2021 izao.

 Mbola tsy miala amin’ny seho arahana fisakafoana sy fisotroana hatrany aloha, araka izany, na ilay antsoina hoe “Cabaret” izy ity. Ity mpanakanto ity rahateo izay fantatra efa ela amin’ny fiangaliana ny mozika Jazz natao ho mora raisin’ireo tia mikalo fitia, araka ny tononkirany. “Hikalo fitia”, “Fiainana kely”, “Hay ve ka nisy” sy ireo hira efa nahafantaran’ny maro azy, araka izany, dia inoana fa hanakoako ao an-toerana hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT