Revy Mahaleo

Hiainga eny Talatamaty indray


  • Alarobia 17 Aprily 2024

Hiainga eny Talatamaty indray ny 5 may izao ny «Revy Mahaleo» i

zay iarahana amin’ny tarika Mahaleo sy ny taranany. Etsy amin’ny Espace Nambinintsoa no tiana ambara, hoy ny fanazavana. Hanontrona an’i Dama sy Bekoto indray, araka izany, amin’io fotoana io ry Maharo sy Popoly ary ireo zanak’izy 5 mirahalahy efa nodimandry naha Mahaleo izany Mahaleo izany. «Farakely», «Efa ela», «Bemolanga», «Ilay nosy», «Moa ve?» sy ny hafa rehetra izany dia inoana fa hanakoako indray rehefa tonga izany fotoana izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT