Revy Mahaleo and friends

Eny Antsahamanitra no fotoana


  • Alarobia 05 Martsa 2025

Eny Antsahamanitra no fotoana ny alatsinainin’ny Paska, ny 21 aprily 2025 izao.

Revy hafa mihitsy io, hoy ny fampitam-baovao voaray, satria dia natao batisa hoe Revy «Mahaleo and friends» na Mahaleo sy ny namany. Tsy iza moa ireo naman’ny Tarika mahaleo ankoatran’ireo taranany ireo fa ny tarika Lolo sy ny tariny sy ny tarika Tsiakoraka ihany. Maro tokoa ireo manina izany revy Mahaleo sy Lolo hatramin’ny taona 1972, hoy ireo mpankafy hatramin’ny ela ny tarika roa tonta. Nitondra rivo-baovao teo amin’ny tontolon’ny gadona Folk teto Madagasikara ihany koa moa taty aoriana ry Tsiakoraka ary dia niha nifanojo hatrany teny ny tadin-dokanga rehetra, raha ny fampahatsiahivana hatrany. «Lemizo», «Te hahita anao!», «Herezo!» sy ny maro tsy voatanisa. Miandry ireo mpankafy!
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT