Raimbl tetsy amin’ny Piment café

Namoha fahatsiarovana be


  • Alatsinainy 15 Janoary 2024

Iraimbilanja na koa hoe Raimbl, zokiben’ny Rock malagasy izay no resaka.

Ilay mosara”, “Rahosijamba”, “Tao an-tsekoly”, “Tsy ho ahy ianao” sy ny tariny rehetra no nanakoako tetsy amin’ny Piment café ny alin’ny zoma teo. Namoha fahatsiarovana be ry Raimbl tetsy amin’ny Piment café, raha somary fintinina amin’ny fomba kanto toy ireo hira natolotry ry zalahy ireto koa ny fomba filaza azy. Miandry ny manaraka, hoy hatrany ireo mpankafy azy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT