Raharaham-pirenena

Tena mitolona ny mpanakanto


  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023

Tonga mavitrika teny Atsonjombe ny mpanakanto manohana ny hetsik’ireo kandida

ho filoham-pirenena miisa 11 ny sabotsy teo. Mpanakanto mijoro tsy mila herisetra izahay, hoy izy ireo. Tsy mila jadona intsony. Mila tany tan-dalàna. Mitaky fifidianana madio, hoy hatrany ny hiakan’ireto mpanakanto ireto niaraka tamin’ny sora-baventy. Isan’ny nanamarika ny hetsika tetsy Antsonjombe ny sabotsy lasa teo ihany koa anefa ny firaisan-tsehatra teo amin’ny kandida sy ny mpanakanto, dia ny fiarahana teo amin’I Dama sy Eric Tselatra, ary ny kandida Tahina Razafinjoelina kosa no nitendry ny gitara tao anatin’ilay hira “O! Ramiaramila”, izay tsy hira fe hira fotsiny, fa mitory hafatra lehibe amin’izao tolona izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT