kolontsaina

QUATUOR SQUAD Hiseho an-tsehatra etsy amin'ny AFT Andavamamba


  • Sabotsy 19 Janoary 2019

Hampianoka ny mpankafy azy ireo ny hakanton’ny feon-dokanga etsy amin’ny AFT Andavamamba ny 25 janoary ho avy izao manomboka amin’ny 6 ora sy sasany ny tarika Quatuor Squad.

 

 

 Raha tsiavihina kely dia tarika iray ahitana tovolahy miisa efatra havanana amin’ny fitendrena lokanga ny quatuor squad dia i Ravo Raboanarison mpitendry lokanga voalohany, i Andry Robison mpitendry ny lokanga faharoa  ary  Hervais Rabarison sy  Kiady Rakotomalala izay samy manana ny maha izy azy avokoa. Anisan’ny hanohana akaiky ity fampisehoana ity ny consulat an’i Espagne  izay miezaka hatrany mampiroborobo ny kolontsaina nentim-paharazana sy ny vahiny eto amintsika. Efa manomboka moa ny fivarotana ny tapakila etsy amin’ny alliance française Andavamamba hatramin’ny omaly, hanasana ny rehetra.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT