kolontsaina

Poopy sy Njila Hiaraka hiseho indray, 40 taona aty aoriana


  • Alakamisy 29 Jona 2023

40 taona izay, hoy i Poopy. Raha avy nahare ahy nihira i Njila dia nanapa-kevitra niantso ahy hiara-hihira aminy, hoy izy.

Nanomboka teo ny 40 taona nahalalàn'ny mpankafy ahy teo amin’ny sehatry ny kanto. Rariny loatra noho izany raha hiara-hisehatra izahay mianadahy, ao anatin'izany fankalazàna izany ho mariky ny fisaorako azy noho ny fahatokisany. Faly aho manolotra anareo ity seho an-tsehatra iarahanay mianadahy ity. Hanao io seho io izahay noho ny fangatahan'ny mpankafy marobe ary ny fahafantarany fa tao amin'i Njila no nivoahan'i Poopy, hoy hatrany i Poopy. Raha ny fikasana voalaza moa dia ho tontosain’i Poopy sy Njila etsy Antsahamanitra ny 6 aogositra 2023 izao izay fampisehoana miharo fahatsiarovana heverina fa tena mamy izay. Hiaraka hiseho indray izany i Poopy sy Njila, 40 taona aty aoriana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT