kolontsaina

Pont Fitim Mahajanga Bajaj iray niala zaza niampita no potika tanteraka


  • Alarobia 10 Jona 2020

Potika tanteraka noho ny fivadihana ny bajaj iray tany amin’ny Pont Fitim Mahajanga tamn’ny faran’ny herinandro teo.

 

 

 

 

 Niala zaza manodidina ny 10 taona mahery kely niampita ny lalana tampoka tsy nijery tsara ny fiara tokony hahavoa azy no nahatonga ity bajaj ity nivadika ka potika tanteraka izy noho izany. Nahavelombolo kosa anefa fa ratra madinidinika ihany no nahazo ny mpamily an’ity bajaj ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT