OLONA MANDROSO NA MIVOATRA

Olona manam-bola, mahay miara-miaina aman’olona


  • Talata 18 Febroary 2025

Samy manana ny hamaritany ny hatao hoe : olona mandroso na mivoatra ny tsirairay avy.

Amin’ny sasany dia izay olona manam-bolabe, manana fiainana mety no hatao hoe : mandroso sy mivoatra…
Nanaiky naneho ny heviny sy niresaka tamin’ny gazety Tia Tanindrazana izy mirahavavy ireto.
Volasoa : Amiko ny olona mandroso na mivoatra dia olona mahay, manam-panahy sy feno fahendrena. Mahalala an’Andriamanitra aloha, ary mahay miara-monina aman’olona sy afaka mizara izay fahalalana hananany ho an’ny hafa. Amiko mety azo hamaritana ilay mandroso ihany ny fananana vola saingy tsy tena izay no tena fototra.
Mi-ckaella: Amiko indray ny hatao hoe : olona mandroso na mivoatra dia olona manam-bola. Tsy mandanilany fotoana amin’ny zavatra tsy misy dikany. Dia olona liam-pivoarana, mahay miara-miaina amin’ny fiarahamonina.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT