kolontsaina

Olombelo Ricky Hampanala azy ny efa zokiny


  • Zoma 21 Jolay 2017

Miditra amin’ny andiany faha-25 amin’ny 27 jolay izao etsy Antsahamanitra ny hetsika Manala azy vita bacc niarahana tamin’ny mpanakanto Olombelo Ricky isaky ny vita fanadinana bakalorea tao anatin’ny 25 taona izao.

 Maro ny tantaram-piainana efa nateraky ny hetsika, raha ny nambarany. Ohatra amin’izany, hoy izy, dia efa betsaka ny mariazy vokatr’ity hetsika ity satria maro ireo olon-droa mpifankatia izay tao anaty manala azy no nifanena, tao ny efa manambady aman-janaka ary tsy adino koa anefa ireo efa tsy dia tia miara-mihorakoraka amin’ny tanora eny Antsahamanitra intsony fa ilay mipetrapetraka no mba tiany. Hisy, araka izany, ny seho manokana atolotra ho azy ireny ny 4 aogositra izao etsy amin’ny Arena Ivandry.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT