NY AMPINGA

Mpianatra kabary 300 isa nahavita fanadinana


  • Zoma 30 Mey 2025

Vonona Hampandroso hatreny ifotony ny teny sy ny soa toavina Malagasy ny fikambanana

Ny Ampinga tarihin'ny filoham-bonina hiny Atoa Mitahiry Fahendrena. Mpianatra mpikabary miisa 300 indray mantsy no nahavita fanadinana tao aminy ary afaka miroso eo amin'ny sehatry ny asa avy hatrany. Hasandratra mandritra ny fankalazana ny iray volan'ny Teny Malagasy izay homarihina amin'ny volana Jona ho avy izy ireo, misaotra ny anarana Voromahery. Raha araka ny fanazavana azo dia nisy tamin'izy ireo no nianatra nandritra ny herintaona raha bersaka ihany koa "Mpandalina". Marihina moa fa efa avy nandalo sedra maro izy ireo. Tsy hijanona hatreo ny ezaky ny fikambanana fa hitohy hatrany ho fampiroboroboana ny soa toavina Malagasy.
Pati
Légende : Ireo mpianatra mpikabary avy niatrika ny fanadinana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT