Nostalgic’s group

Hampanembona ny taona 1960 hatramin’ny 1980


  • Talata 19 Martsa 2024

Etsy amin’ny Happy zone Avaratr’Atanimora no fotoana ny 20 aprily 2024

izao miaraka amin-dry Njaka sy ny tarina na ny Nostalgic’s group, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly. Hampanembona ny taona 1960 hatramin’ny 1980 ny tarika, hoy ny fanazavana. Amin’ny 11 ora dia efa hanomboka ny lanonana. Malalaka ho an’ny rehetra koa anefa ny sehatra amin’io seho anaty trano fisakafoanana io, hoy hatrany ny fanentanan’i Njaka.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT