kolontsaina

Nofo mangatsiakan’i Régis Gizavo Hiazo an’i Toliara anio


  • Alakamisy 27 Jolay 2017

Tonga tetoan-tanindrazanaomalymarainanynofomangatsiakan’ilaympanakantoMalagasy malaza eran-tany Régis Gizavo.

Navantana avy hatrany teny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantenaenyMahamasina ny razana ary nandrasana teny an-toerana mandrapaharainan’ny andro. Hiazo avy hatrany an’iToliara ny razana anio maraina ary mbola andrasana any an-toerana mandritra ny roa  andro ihany koa, mialohan’ny handevenana azy ao Andranomena Toliara.Marihina moa fa mpanankato maro avy any ivelany izayniara-niasa akaiky tamin’Itompokolahy no ho avy eto an-tanindrazana hanatrika ny fandevenana azy, ary tsy latsa-danja amin’izany ireo mpanankato Malagasy izay efa tonga marobe teny Mahamasina  omaly.Anisan’ireny i MamyGotso izay niara-niasa akaiky taminy. Raha tsiahivina ny tantara dia anisan’ireo mpitendry angorodao eran-tany nikoizana Itompokolahy fony fahavelony.Ankoatra izay dia nahay nilalao sy nitendry karazana mozika maro loko ihany koa izy, aryazolazainaho tenaanisan’ireo  be traikefatokoa.Tompon’andraikitrasyolo-manan-kajamarotoy ny Ministry nykolontsainano tongananomevoninahitraizany. Nyalin’nyalatsinainynifohaTalata 16 Jolaylasateoizy no namoynyainytany Corse La Frantsa, rahatsiahivina. Vokatrynyfijanonan’nyfonytampoka no nahafatyazy, taorian’nyfampisehoananiarahanytamin’nyGroupe Alba.Tonga nanomevoninahitrafaranynynofo-mangatsiakan’i Regis Gizavosynankaherynyfianakavianytenyamin’nylapan’nyFanatanjahan-tenasynyKolontsainanyPraiminisitraLehiben’nyGovernemanta, MahafalySolonandrasana Olivier syireompikambanaeoanivon’nygovernemantanyharivan’ny 26 jolay 2017.Marihinafanatokana ho androfisaonam-pirenenaanioAlakamisy 27 jolaymba ho fanomezam-boninahitraan’IRégisGizavo.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT