Njara Marcel

Hitondra ny «Ihafiko tour» etsy Lazaina


  • Alakamisy 15 Febroary 2024

Ao anatin’ny fampahafantarana hatrany ny vokany farany mitondra

ny lohateny hoe «Ihafiko» amin’ny alalan’ny fitetezan-tsehatra mitondra ny lohateny hoe «Ihafiko tour» ankehitriny ny mpanakanto, Njara Marcel. Etsy amin’ny Olympe by Haingo, Villa Mitahirisoa, Lazaina Avaradrano indray izy no hitondra izay vokatra an-tsehatra izay ny alin’ny 17 febroary izao. Mbola ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny mpifankatia rahateo hatrany moa izany rehetra izany. Eny Lazaina indray izany no fotoan’ireo mpifankatia sy mpankafy an’i Njara Marcel amin’io alina io.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT