Nanie sy Rija Ramanantoanina

Hanome fampiaraham-peo miavaka


  • Alarobia 20 Martsa 2024

Hanome fampiaraham-peo miavaka na «Duo luxury» ho an’ireo mpankafy hira

sy mozika etsy amin’ny O2xygène lounge –Bar Antanimena ny 6 aprily izao i Nanie sy Rija Ramanantoanina. Aza adino ity fotoana mamy iray ity, hoy i Rija, sady atoandro satria manomboka amin’ny 11 ora sasany. Voafetra koa anefa ny toerana ka ampirisihina ny famandrihana izany. Azo lazaina ho isan’ireo zokiny indrindra, indrindra, teo amin’ny lafin’ny fampiaraham-peo, raha mozika malagasy moa no resahana izy mianadahy ireto ka dia ho hita eo tokoa izany, ho an’izay ho avy eny an-toerana, izany fampiaraham-peo miavaka ho atolotr’izy ireo izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT