Nabaoh mankalaza ny faha-25 taona

Mampanantena fiverenana mahafinaritra


  • Alatsinainy 05 Aogositra 2024

tsy adalana», «Revy sy ditra», «13 mai 72», «La vérité», «Nofy ratsy», «Mamolava mpamono vady»,

Hidera azy», «Aller retour», santionan’ireo vazo nahafantarana izany tarika Nabaoh izany tao anatin’izay 25 taona nijoroany izay izany. Miketrika fiverenana amin-kery na ilay fiantso mahazatra amin’ny teny vahiny hoe «retour en force» moa amin’izao fotoana izao ny tarika, hoy ny fanazavan’i Rafifi Randriamanantena, ao amin’ny tarika. Mankalaza ny faha 25 taona ankehitriny ny tarika ary mampanantena fiverenana mahafinaritra ary tena inoana fa hafinaritra tokoa izany, hoy ny mpandrindra na «manager» eo anivon’ny tarika, Abel Anicet Andrianantenaina. Raha ny nambaran’i Rafifi hatrany dia hisy ny fampisehoana goavana na «Grand concert» ho tontosain’ny tarika eto Antananarivo. Ankoatran’izay koa dia hisy ny fitetezam-paritra na «Mada tour 2024», hoy izy, amin’ity taona ity hatrany ary ny fandaharam-potoana dia ho fantatra miandalana eny ihany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT